-
1 Korintianina 11:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Midera anareo aho, satria tsaroanareo aho amin’ny zava-drehetra sady arahinareo tsara ny fampianarana nampitaiko taminareo.
-
-
2 Tesalonianina 3:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Fa raha misy tsy mankatò an’izay lazainay ato amin’ity taratasy ity, dia mariho izany olona izany, ka aza mifanerasera aminy intsony+ mba ho menatra izy.
-