Asan’ny Apostoly 14:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Romanina 8:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Raha zanaka àry isika, dia mpandova koa. Mpandova an’Andriamanitra tokoa isika, nefa koa mpiara-mandova+ amin’i Kristy. Raha miara-mijaly aminy+ isika, dia homem-boninahitra miaraka aminy koa.+ 2 Timoty 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 ary raha miaritra foana isika, dia ho mpanjaka hiara-mitondra aminy.+ Fa raha mandà azy kosa isika, dia holaviny.+
17 Raha zanaka àry isika, dia mpandova koa. Mpandova an’Andriamanitra tokoa isika, nefa koa mpiara-mandova+ amin’i Kristy. Raha miara-mijaly aminy+ isika, dia homem-boninahitra miaraka aminy koa.+
12 ary raha miaritra foana isika, dia ho mpanjaka hiara-mitondra aminy.+ Fa raha mandà azy kosa isika, dia holaviny.+