Josoa 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nanota ny Israely. Nivadika tamin’ny fifanekena+ nasaiko nohajainy izy ireo. Nakany mantsy ny zavatra voatokana haringana,+ ka nangalariny+ sy nafeniny ary nataony tao amin’ny entany.+ Hebreo 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary tsy misy zavaboary miafina eo imasony,+ fa ny zavatra rehetra dia mihanjahanja sy mibaribary eo imason’ilay hanao ampamoaka antsika.+
11 Nanota ny Israely. Nivadika tamin’ny fifanekena+ nasaiko nohajainy izy ireo. Nakany mantsy ny zavatra voatokana haringana,+ ka nangalariny+ sy nafeniny ary nataony tao amin’ny entany.+
13 Ary tsy misy zavaboary miafina eo imasony,+ fa ny zavatra rehetra dia mihanjahanja sy mibaribary eo imason’ilay hanao ampamoaka antsika.+