-
2 Korintianina 3:5, 6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Izahay akory tsy mihambo hoe noho ny ezaka ataonay no mahatonga anay hahay an’ilay asa, fa Andriamanitra kosa no mahatonga anay hahay an’ilay izy.+ 6 Izy no tena mahatonga anay hahay an’ilay asa ka ho lasa mpanompon’ny fifanekena vaovao,+ izany hoe tsy mpanompon’ny lalàna voasoratra,+ fa mpanompon’ny fanahy. Manameloka ho faty+ mantsy ilay lalàna voasoratra, fa mahavelona+ kosa ny fanahy.
-