-
Kolosianina 4:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Ary rehefa voavaky eo aminareo ity taratasy ity, dia alefaso any amin’ny fiangonana any Laodikia mba hovakina+ any koa. Dia mba vakio koa ilay avy any Laodikia.
-
-
1 Tesalonianina 5:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Miangavy anareo amin’ny anaran’ny Tompo aho mba hovakina amin’ny rahalahy rehetra ity taratasy ity.+
-