Matio 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nilaza, ohatra, Andriamanitra hoe: ‘Hajao ny rainao sy ny reninao’,+ sy hoe: ‘Tokony hovonoina ho faty izay mamingavinga* ny rainy na ny reniny.’+ Efesianina 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
4 Nilaza, ohatra, Andriamanitra hoe: ‘Hajao ny rainao sy ny reninao’,+ sy hoe: ‘Tokony hovonoina ho faty izay mamingavinga* ny rainy na ny reniny.’+