-
1 Korintianina 7:34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
34 ka voazarazara izy. Ankoatra izany, ny vehivavy tsy manambady sy ny virjiny dia manahy ny amin’izay an’ny Tompo,+ mba ho masina ny tenany sy ny sainy. Ny vehivavy manambady kosa manahy ny amin’ny zavatra eo amin’izao tontolo izao, hoe ahoana no hahazoany sitraka amin’ny vadiny.
-