FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 2:36, 37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Ary nisy mpaminanivavy atao hoe Ana, zanakavavin’i Fanoela, avy amin’ny fokon’i Asera. Efa tena be taona io vehivavy io. Niara-niaina tamin’ny vadiny nandritra ny fito taona izy, taorian’ny nivadian’izy ireo.* 37 Mpitondratena izy, ary 84 taona. Tonga tsy tapaka tao amin’ny tempoly izy, nanao fanompoana masina andro aman’alina sady nifady hanina no nitalaho tamim-bavaka.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara