-
Jaona 13:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Avy eo dia nasiany rano tao anaty koveta. Dia nanomboka nanasa ny tongotry ny mpianatra izy, ka nohamaininy tamin’ilay servieta nisikinany ny tongotr’ireo.
-