FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 13:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Rehefa nalain’i Jodasy ilay mofo, dia niditra tao aminy i Satana.+ Dia hoy i Jesosy taminy: “Ataovy haingana izay ataonao.”

  • Asan’ny Apostoly 5:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Fa hoy i Petera: “Ry Ananiasy, nahoana ianao no nataon’i Satana sahy nandainga+ tamin’ny fanahy masina,+ ka notazoninao mangingina ny ampahany tamin’ny vidin’ilay tany?

  • 1 Timoty 1:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Anisan’izy ireny i Hymeneo+ sy Aleksandra. Efa natolotro an’i Satana+ izy ireo, amin’izay ny famaizana azon’izy ireo hampianatra azy ireo tsy hanevateva an’Andriamanitra.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara