2 Petera 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 indrindra fa ireo entin’ny filan’ny nofony ka mitady handoto ny hafa,+ sady tsy miraharaha* an’izay manana fahefana.+ Sahisahy sy mafy loha izy ireny, ka tsy matahotra manevateva an’ireo manana voninahitra.
10 indrindra fa ireo entin’ny filan’ny nofony ka mitady handoto ny hafa,+ sady tsy miraharaha* an’izay manana fahefana.+ Sahisahy sy mafy loha izy ireny, ka tsy matahotra manevateva an’ireo manana voninahitra.