1 Timoty 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tiako àry raha mivavaka foana ny lehilahy, any amin’izay toerana rehetra ivorianareo, ka hanandratra tanana madio* rehefa manao an’izany,+ sady tsy ho tezitra+ na hiady hevitra.+
8 Tiako àry raha mivavaka foana ny lehilahy, any amin’izay toerana rehetra ivorianareo, ka hanandratra tanana madio* rehefa manao an’izany,+ sady tsy ho tezitra+ na hiady hevitra.+