-
Nomery 18:6, 7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Efa nalaiko avy teo amin’ny Israelita ny Levita rahalahinareo, mba ho fanomezana ho anareo.+ Ho an’i Jehovah izy ireo ary hanao ny fanompoana ao amin’ny tranolay fihaonana.+ 7 Manana adidy amin’ny alitara sy izay ao ambadiky ny ridao ianareo mpisorona,+ ka ianao sy ny zanakao lahy no miandraikitra an’izany.+ Hataoko fanomezana ho anareo ny asan’ny mpisorona, ary hovonoina ho faty izay olona tsy nahazo alalana* nefa manatona eo.”+
-