FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 16:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Dia hatolotr’i Arona ilay omby hatao fanatitra noho ny ota ho an’ny tenany. Ary handrakotra ny fahotan’ny tenany+ sy ny an’ny ankohonany* izy.

  • Levitikosy 16:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Hovonoin’i Arona avy eo ilay osilahy hatao fanatitra noho ny ota ho an’ny vahoaka.+ Ary hoentiny ao ambadiky ny ridao ny ran’ilay osilahy,+ ka hataony toy ny nataony tamin’ny ran’ilay omby.+ Hafafiny tandrifin’ilay sarony sy eo anoloan’ilay sarony izany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara