FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 9:7-9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia hoy izy tamin’i Arona: “Manatòna eo amin’ny alitara, ary atolory ny fanatitrao, dia ny fanatitra noho ny ota+ sy ny fanatitra dorana, ka manaova fandrakofam-pahotana ho anao+ sy ho an’ny ankohonanao.* Atolory koa ny fanatitry ny vahoaka+ ka manaova fandrakofam-pahotana ho azy ireo,+ araka ny didy nomen’i Jehovah.”

      8 Nanatona teo amin’ny alitara avy hatrany i Arona, ka namono ny zanak’omby atao fanatitra noho ny ota, izay natolotra ho an’ny tenany.+ 9 Natolotr’ireo zanany lahy azy avy eo ny ra,+ dia natsobok’i Arona tao ny rantsantanany iray, ka nahosony teo amin’ireo tandroky ny alitara ny ra. Ary nararany teo am-pototry ny alitara ny ambin’ilay ra.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara