-
Levitikosy 16:19, 20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Ary hafafiny impito eo ambony alitara, amin’ny rantsantanany iray, ny ra sasany. Dia hodioviny sy hohamasininy ilay alitara mba ho afaka amin’ny fahalotoana vokatry ny nataon’ny Israelita.
20 “Hanolotra an’ilay osilahy velona+ koa izy rehefa avy mandrakotra ny fahotan’ny+ toerana masina sy ny tranolay fihaonana ary ny alitara.+
-