-
Titosy 2:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Miandry an’ilay zavatra mahafaly antenaintsika koa isika,+ sady miandry ny fisehoana be voninahitr’ilay Andriamanitra tena miavaka sy Jesosy Kristy Mpamonjy antsika.
-