Matio 28:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Korintianina 15:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Fa ‘nasain’Andriamanitra nanaiky azy ny zava-drehetra ka nataony eo ambany tongony.’+ Rehefa voalaza anefa hoe: ‘Nasaina nanaiky azy ny zava-drehetra’,+ dia mazava ho azy fa tsy anisan’izany Ilay nahatonga ny zava-drehetra hanaiky azy.+ Efesianina 1:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nasainy nanaiky an’i Kristy koa ny zava-drehetra ka nataony eo ambany tongony.+ Ary nataony lohan’ny zavatra rehetra izy ao amin’ny fiangonana,+
27 Fa ‘nasain’Andriamanitra nanaiky azy ny zava-drehetra ka nataony eo ambany tongony.’+ Rehefa voalaza anefa hoe: ‘Nasaina nanaiky azy ny zava-drehetra’,+ dia mazava ho azy fa tsy anisan’izany Ilay nahatonga ny zava-drehetra hanaiky azy.+
22 Nasainy nanaiky an’i Kristy koa ny zava-drehetra ka nataony eo ambany tongony.+ Ary nataony lohan’ny zavatra rehetra izy ao amin’ny fiangonana,+