Genesisy 18:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Salamo 94:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mitsangàna, ry Mpitsara ny tany+ ô, Ka valio araka izay sahaza azy ny olona manambony tena.+ Isaia 33:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa i Jehovah no Mpitsara antsika,+I Jehovah no Mpanao Lalàna ho antsika.+I Jehovah no Mpanjakantsika,+Ary izy no hamonjy antsika.+
22 Fa i Jehovah no Mpitsara antsika,+I Jehovah no Mpanao Lalàna ho antsika.+I Jehovah no Mpanjakantsika,+Ary izy no hamonjy antsika.+