Deoteronomia 31:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Manàna herim-po ary mahereza!+ Aza matahotra na mihorohoro eo anatrehany,+ satria i Jehovah Andriamanitrareo no miara-mandeha aminareo. Tsy handao anareo izy ary tsy hahafoy anareo mihitsy.”+ Deoteronomia 31:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 I Jehovah no mandeha eo alohanao, ary hanampy anao foana izy.+ Tsy handao anao izy ary tsy hahafoy anao mihitsy. Koa aza matahotra na mihorohoro.”+
6 Manàna herim-po ary mahereza!+ Aza matahotra na mihorohoro eo anatrehany,+ satria i Jehovah Andriamanitrareo no miara-mandeha aminareo. Tsy handao anareo izy ary tsy hahafoy anareo mihitsy.”+
8 I Jehovah no mandeha eo alohanao, ary hanampy anao foana izy.+ Tsy handao anao izy ary tsy hahafoy anao mihitsy. Koa aza matahotra na mihorohoro.”+