Eksodosy 16:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Nihinana mana nandritra ny 40 taona ny Israelita,+ mandra-pahatongany tany amin’izay tany nisy mponina.+ Mana no nohanin’izy ireo mandra-pahatongany tany amin’ny sisin’ny tany Kanana.+ Nomery 32:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa tezitra be tamin’ny Israely i Jehovah ka nataony nirenireny tany an-tany efitra nandritra ny 40 taona ry zareo,+ mandra-paharipaka tanteraka an’ilay taranaka nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah.+ Salamo 95:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Rehefa nisedra+ ahy ny razambenareo;Nitsapa ahy izy ireo na dia efa hitany aza ny asa nataoko.+
35 Nihinana mana nandritra ny 40 taona ny Israelita,+ mandra-pahatongany tany amin’izay tany nisy mponina.+ Mana no nohanin’izy ireo mandra-pahatongany tany amin’ny sisin’ny tany Kanana.+
13 Koa tezitra be tamin’ny Israely i Jehovah ka nataony nirenireny tany an-tany efitra nandritra ny 40 taona ry zareo,+ mandra-paharipaka tanteraka an’ilay taranaka nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah.+