FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 14:22, 23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Saingy izao: Efa nahita ny voninahitro sy ny famantarana+ nataoko tany Ejipta sy tatỳ an-tany efitra ireo lehilahy ireo. Mbola mitsapa toetra ahy ihany+ anefa ry zareo efa impolo izay, sady tsy nihaino ny teniko,+ ka na ny iray amin’ireo aza 23 tsy hahita an’ilay tany nianianako tamin’ny razambeny. Tsy hisy hahita an’ilay izy mihitsy izay rehetra tsy manaja ahy.+

  • Salamo 95:7-11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Fa izy no Andriamanitsika,

      Ary isika no vahoaka ao an-kijanany,

      Dia ondry karakarainy.*+

      Raha mihaino ny feony+ ianareo anio,

       8 Dia aza manamafy ny fonareo toy ny tao Meriba,*+

      Sy hoatran’ilay tao Masa* tany an-tany efitra,+

       9 Rehefa nisedra+ ahy ny razambenareo;

      Nitsapa ahy izy ireo na dia efa hitany aza ny asa nataoko.+

      10 Nandritra ny 40 taona no nankaloiloy ahy izany taranaka izany, ka nilaza aho hoe:

      “Vahoaka mafy loha ireo sady tsy manao afa-tsy izay tiany foana;

      Tsy fantany ny lalako.”

      11 Koa tezitra aho sady nianiana hoe:

      “Tsy hiditra amin’ny fitsaharako ireo.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara