FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 14:22, 23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Saingy izao: Efa nahita ny voninahitro sy ny famantarana+ nataoko tany Ejipta sy tatỳ an-tany efitra ireo lehilahy ireo. Mbola mitsapa toetra ahy ihany+ anefa ry zareo efa impolo izay, sady tsy nihaino ny teniko,+ ka na ny iray amin’ireo aza 23 tsy hahita an’ilay tany nianianako tamin’ny razambeny. Tsy hisy hahita an’ilay izy mihitsy izay rehetra tsy manaja ahy.+

  • Nomery 14:28-30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Koa teneno ry zareo hoe: ‘“Raha mbola velona koa aho”, hoy i Jehovah, “dia hataoko aminareo izay henoko nolazainareo!+ 29 Atỳ amin’ity tany efitra ity ny fatinareo no hiampatrampatra’,+ dia ianareo rehetra voasoratra anarana, izay 20 taona no ho miakatra, ka nimenomenona tamiko.+ 30 Tsy hisy aminareo na iray aza hiditra ao amin’ilay tany nianianako* hoe hipetrahanareo,+ afa-tsy i Kaleba zanak’i Jefone, sy Josoa zanak’i Nona.+

  • Joda 5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Efa fantatrareo tsara daholo izany. Mbola te hampahatsiahy anareo anefa aho hoe na dia novonjen’i Jehovah* avy tany Ejipta aza ny vahoakany,+ dia naringany ihany tatỳ aoriana izay tsy nino.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara