-
Titosy 3:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Azo atokisana ireo teny ireo. Ary tiako hohamafisinao foana izany zavatra izany, amin’izay ireo mino an’Andriamanitra dia hampifantoka ny sainy amin’ny fanaovana asa tsara foana. Tsara sady mahasoa ny olona mantsy izany zavatra izany.
-