-
Matio 12:36, 37Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
36 Lazaiko aminareo fa hatao ampamoaka+ ny olona amin’ny Andro Fitsarana noho izay teny tsisy fotony rehetra lazainy. 37 Arakaraka ny teninao mantsy no hilazana hoe olo-marina ianao na hoe meloka.”
-