-
Matio 15:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Tsy izay miditra ao am-bavan’ny olona no mandoto azy, fa izay mivoaka avy amin’ny vavany.”+
-
-
Matio 15:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Izay mivoaka avy amin’ny vava anefa dia avy ao am-po, ka izany no mandoto ny olona.+
-
-
Marka 7:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Avy ao anatin’ny olona daholo ireo zava-dratsy rehetra ireo, ka mandoto azy.”
-