-
1 Timoty 5:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Aza dia kianina mafy loatra ny lehilahy zokiolona,+ fa iangavio toy ny ray. Ary ny lehilahy tanora iangavio toy ny rahalahy, 2 ny vehivavy zokiolona toy ny reny, ary ny vehivavy tanora toy ny anabavy, amin’ny fahadiovana tanteraka.
-