1 Korintianina 6:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 fa efa voavidy ianareo.+ Koa ampiasao hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra+ ny vatanareo.+