Jaona 6:63 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 63 Ny fanahy no manome fiainana,+ fa ny nofo kosa tsy mahasoa mihitsy. Ny teny nolazaiko taminareo dia avy amin’ny fanahy ary manome fiainana.+ Jakoba 1:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Efa sitrapony ny niteraka antsika tamin’ny alalan’ny tenin’ny fahamarinana.+ Amin’izay isika dia ho anisan’ny voaloham-bokatra amin’ny zavaboariny.+
63 Ny fanahy no manome fiainana,+ fa ny nofo kosa tsy mahasoa mihitsy. Ny teny nolazaiko taminareo dia avy amin’ny fanahy ary manome fiainana.+
18 Efa sitrapony ny niteraka antsika tamin’ny alalan’ny tenin’ny fahamarinana.+ Amin’izay isika dia ho anisan’ny voaloham-bokatra amin’ny zavaboariny.+