Jaona 17:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ray ô, manao ny rariny* ianao. Tena tsy mahafantatra anao izao tontolo izao,+ fa izaho efa mahafantatra anao,+ ary ireto koa efa mahalala fa ianao no naniraka ahy.
25 Ray ô, manao ny rariny* ianao. Tena tsy mahafantatra anao izao tontolo izao,+ fa izaho efa mahafantatra anao,+ ary ireto koa efa mahalala fa ianao no naniraka ahy.