Genesisy 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Ohabolana 27:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Samy tsy mety afa-po mihitsy na ny Fasana* na ny toerana mahalò ny nofo,*+Ary tsy mety afa-po mihitsy koa ny mason’olombelona. Matio 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nentin’ny Devoly teo amin’ny tendrombohitra avo dia avo indray izy. Dia nasehony azy ny fanjakana rehetra eo amin’izao tontolo izao sy ny voninahitr’ireny fanjakana ireny.+
20 Samy tsy mety afa-po mihitsy na ny Fasana* na ny toerana mahalò ny nofo,*+Ary tsy mety afa-po mihitsy koa ny mason’olombelona.
8 Nentin’ny Devoly teo amin’ny tendrombohitra avo dia avo indray izy. Dia nasehony azy ny fanjakana rehetra eo amin’izao tontolo izao sy ny voninahitr’ireny fanjakana ireny.+