2 Tesalonianina 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aza avela hisy hamitaka anareo* mihitsy, satria tsy ho tonga izany andro izany raha tsy efa misy aloha ny fivadiham-pinoana,*+ ary efa aharihary ilay lehilahy mpandika lalàna,+ izany hoe ilay zanaky ny fandringanana.+ 2 Petera 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
3 Aza avela hisy hamitaka anareo* mihitsy, satria tsy ho tonga izany andro izany raha tsy efa misy aloha ny fivadiham-pinoana,*+ ary efa aharihary ilay lehilahy mpandika lalàna,+ izany hoe ilay zanaky ny fandringanana.+