-
1 Jaona 4:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Izao no ahafantaranareo fa avy amin’Andriamanitra ilay fanambarana lazain’ny fanahy: Izay fanambarana rehetra manaiky hoe nofo aman-dra i Jesosy Kristy tamin’izy tonga teto an-tany, dia avy amin’Andriamanitra.+
-