-
Jaona 15:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Raha misy miala amiko, dia lasa hoatran’ny sampany ariana eny ivelany izy ka malazo. Ary angonin’ny olona ireny, dia atsipiny ao anaty afo ka may.
-