5 “‘Koa tadidio izay nisy anao tamin’ianao mbola tsy lavo, dia mibebaha+ ka ataovy izay nataonao tamin’ny voalohany. Fa raha tsy izany, dia ho avy any aminao aho ka hesoriko hiala amin’ny toerany ny fitoeran-jironao,+ raha tsy hoe mibebaka+ angaha ianao.