Isaia 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hisy rantsana+ hitsiry avy amin’ny foto-kazon’i Jese,+Ary hisy tsimoka+ hipoitra avy amin’ny fakany ka hamoa. Isaia 11:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Romanina 15:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hoy koa i Isaia: “Hisy fakan’i Jese+ hitsangana ka hitondra firenena,+ ary izy no hantenain’ireny firenena ireny.”+
11 Hisy rantsana+ hitsiry avy amin’ny foto-kazon’i Jese,+Ary hisy tsimoka+ hipoitra avy amin’ny fakany ka hamoa.
12 Hoy koa i Isaia: “Hisy fakan’i Jese+ hitsangana ka hitondra firenena,+ ary izy no hantenain’ireny firenena ireny.”+