Jaona 19:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Apokalypsy 5:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Niteny mafy izy ireo hoe: “Mendrika handray fahefana sy harena sy fahendrena sy hery sy haja sy voninahitra ary fisaorana+ ny Zanak’ondry, izay efa novonoina ho faty.”+
12 Niteny mafy izy ireo hoe: “Mendrika handray fahefana sy harena sy fahendrena sy hery sy haja sy voninahitra ary fisaorana+ ny Zanak’ondry, izay efa novonoina ho faty.”+