-
Jaona 5:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Amin’izay dia hanome voninahitra ny Zanaka ny olona rehetra, toy ny anomezan’izy ireo voninahitra ny Ray. Izay tsy manome voninahitra ny Zanaka, dia tsy manome voninahitra an’ilay Ray naniraka azy.+
-