Joela 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hiantsoantso mafy eo alohan’ny tafiny+ i Jehovah, satria be dia be ny miaramilany.+ Manatanteraka ny teniny mantsy Andriamanitra, ary mahery izy.Fa lehibe ny andron’i Jehovah sady tena mampahatahotra,+ Ka iza no mahatanty an’izany?”+
11 Hiantsoantso mafy eo alohan’ny tafiny+ i Jehovah, satria be dia be ny miaramilany.+ Manatanteraka ny teniny mantsy Andriamanitra, ary mahery izy.Fa lehibe ny andron’i Jehovah sady tena mampahatahotra,+ Ka iza no mahatanty an’izany?”+