FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Romanina 2:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Fa izay ao anatin’ny fo no maha Jiosy ny Jiosy,+ ary ny fony no voafora+ ka ny fanahy no namorana azy, fa tsy ny lalàna voasoratra.+ Koa Andriamanitra, fa tsy ny olona, no hidera azy.+

  • Romanina 9:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tsy hoe tsy tanteraka anefa ny tenin’Andriamanitra. Fa tsy izay rehetra taranak’Israely no tena “Israely.”+

  • Galatianina 6:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Enga anie hahazo fiadanana sy famindram-po izay rehetra manaraka tsara an’izany fitsipika izany, izany hoe ny Israelin’Andriamanitra!+

  • Apokalypsy 21:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Nisy manda lehibe sady avo sy vavahady 12 izy io. Nisy anjely 12 teo amin’ireo vavahady ireo, ary nosoratana teo ny anaran’ny foko 12 teo amin’ny zanak’Israely.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara