14 Manoratra aminareo ray aho, satria ianareo efa mahalala azy, dia izy izay efa nisy hatrany am-piandohana. Manoratra aminareo tanora aho, satria mahery ianareo,+ sady ao am-ponareo foana ny tenin’Andriamanitra+ ary efa naharesy an’ilay ratsy ianareo.+