-
Isaia 57:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 “Hoatran’ny ranomasina misamboaravoara tsy mety mitony kosa ny ratsy fanahy,
Ary mamoaka ahidranomasina sy fotaka ilay ranomasina.
-
-
Isaia 60:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Hanarona ny tany ny haizina,
Ary hanarona an’ireo firenena ny haizim-pito.
Hamirapiratra eo aminao anefa i Jehovah,
Ary eo aminao no hisehoan’ny voninahiny.
-