Isaia 21:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Jereo ireny tonga ireny! Ireny misy lehilahy mitaingina kalesin’ady tarihin’ny soavaly roa!”+ Dia niteny izy hoe: “Nianjera, nianjera i Babylona!+ Natontany tamin’ny tany daholo ny sary sokitra nataony andriamanitra, ka potipotika!”+ Jeremia 51:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nianjera tampoka i Babylona ary torotoro.+ Midradradradrà noho ny aminy!+ Makà balsama fa manaintaina izy, sao mba mety ho sitrana ihany izy.” Apokalypsy 14:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia tonga ny anjely faharoa avy eo, niteny hoe: “Nianjera, nianjera+ i Babylona Lehibe,+ ilay nampisotro divay ny firenena rehetra. Izany divay izany dia ny faniriany mafy hijangajanga!”*+
9 Jereo ireny tonga ireny! Ireny misy lehilahy mitaingina kalesin’ady tarihin’ny soavaly roa!”+ Dia niteny izy hoe: “Nianjera, nianjera i Babylona!+ Natontany tamin’ny tany daholo ny sary sokitra nataony andriamanitra, ka potipotika!”+
8 Nianjera tampoka i Babylona ary torotoro.+ Midradradradrà noho ny aminy!+ Makà balsama fa manaintaina izy, sao mba mety ho sitrana ihany izy.”
8 Dia tonga ny anjely faharoa avy eo, niteny hoe: “Nianjera, nianjera+ i Babylona Lehibe,+ ilay nampisotro divay ny firenena rehetra. Izany divay izany dia ny faniriany mafy hijangajanga!”*+