Jeremia 51:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mandosira ka mialà ao Babylona,Ary vonjeo ny ainareo!+ Aoka tsy ho faty noho ny fahadisoany ianareo! Fa tonga ny fotoana famalian’i Jehovah. Izay nataon’i Babylona ihany no avaliny azy.+ Jeremia 51:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Mivoaha avy ao aminy, ry vahoakako!+ Vonjeo ny ainareo+ mba tsy hiharan’ny fahatezerana mafin’i Jehovah!+ 2 Korintianina 6:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
6 Mandosira ka mialà ao Babylona,Ary vonjeo ny ainareo!+ Aoka tsy ho faty noho ny fahadisoany ianareo! Fa tonga ny fotoana famalian’i Jehovah. Izay nataon’i Babylona ihany no avaliny azy.+
45 Mivoaha avy ao aminy, ry vahoakako!+ Vonjeo ny ainareo+ mba tsy hiharan’ny fahatezerana mafin’i Jehovah!+