FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 47:7-9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Hoy ianao: “Ho Tompovavy* foana aho mandrakizay.”+

      Tsy noraisinao am-po ireny zavatra nataonao ireny,

      Ary tsy nosaintsaininao izay hiafarany.

       8 Henoy izao, ry ilay tia fahafinaretana,+

      Dia ilay mipetraka tsy manana ahiahy, sy manao anakampo hoe:

      “Izaho no izy, ary tsy misy hafa.+

      Tsy ho lasa mpitondratena aho,

      Ary tsy mba hiaina an’izany hoe maty zanaka izany mihitsy.”+

       9 Hanjo anao tampoka ao anatin’ny indray andro anefa ireto zavatra roa ireto:+

      Ho faty ny zanakao, ary ho lasa mpitondratena ianao.

      Tena hanjo anao daholo izany,+

      Satria ianao mampiasa* ody be dia be sy famosaviana mahery.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara