FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Mifalia miaraka amin’ny vahoakan’Andriamanitra ianareo hafa firenena!+

      Fa hamaly ny ran’ny mpanompony Izy,+

      Ary hamaly ny nataon’ny fahavalony,+

      Sy handrakotra ny fahotan’ilay* tanin’ny vahoakany.”

  • 2 Mpanjaka 9:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Vonoy ho faty ny ankohonan’i Ahaba tomponao, dia hovaliako ny ran’ireo mpaminany mpanompoko sy ny ran’ny mpanompon’i Jehovah rehetra nalatsak’i Jezebela.+

  • Salamo 79:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Nahoana ireo firenena no dia hilaza hoe: “Aiza izay mba Andriamanitr’ireo?”+

      Enga anie ho hitan’ny masonay sy ho fantatr’ireo firenena

      Fa mamaly ny ran’ny mpanomponao ianao!+

  • Apokalypsy 18:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “Mifalia noho izay manjo azy, ry lanitra!+ Mifalia koa ianareo olona masina+ sy apostoly ary mpaminany, satria efa namoaka ny didim-pitsarana momba azy Andriamanitra noho izay nataony taminareo!”+

  • Apokalypsy 18:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Eny, tao amin’io tanàna io no nahitana ny ran’ny mpaminany sy ny olona masina+ ary izay rehetra naripaka teny ambonin’ny tany.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara