FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tesalonianina 2:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Dia haharihary tokoa ilay mpandika lalàna, izay haringan’i Jesosy Tompo amin’ny fofonain’ny vavany+ sady hofoanany rehefa hita mazava+ hoe manatrika izy.

  • Apokalypsy 1:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Teo afovoan’ireo fitoeran-jiro ireo dia nisy toy ny zanak’olona+ nanao akanjo lava hatreny amin’ny tongony, sady nanao fehikibo volamena nanodidina ny tratrany.

  • Apokalypsy 1:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nisy kintana fito+ teny an-tanany ankavanana, ary nisy sabatra lava be roa lela+ sady maranitra nivoaka avy tamin’ny vavany. Ny tarehiny koa hoatran’ny masoandro faran’izay mamirapiratra.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara