-
Apokalypsy 21:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Dia nentiny tamin’ny herin’ny fanahy nankeo amin’ny tendrombohitra ngezabe sady avo aho, dia nasehony ahy i Jerosalema, ilay tanàna masina, izay nidina avy any an-danitra avy tany amin’Andriamanitra.+
-
-
Apokalypsy 21:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Nisy manda lehibe sady avo sy vavahady 12 izy io. Nisy anjely 12 teo amin’ireo vavahady ireo, ary nosoratana teo ny anaran’ny foko 12 teo amin’ny zanak’Israely.
-