Apokalypsy 21:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary tonga ny iray tamin’ireo anjely fito nanana vilia fito feno ny loza fito farany,+ ka niteny tamiko hoe: “Avia fa hasehoko anao ny ampakarina, ilay vadin’ny Zanak’ondry.”+
9 Ary tonga ny iray tamin’ireo anjely fito nanana vilia fito feno ny loza fito farany,+ ka niteny tamiko hoe: “Avia fa hasehoko anao ny ampakarina, ilay vadin’ny Zanak’ondry.”+