Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Korintianina: Topy Maso 2 KORINTIANINA TOPY MASO 1 Fiarahabana (1, 2) Mampionona amin’ny fahoriana rehetra Andriamanitra (3-11) Tsy afaka nankany amin’ny tanàna saika nandehanany i Paoly (12-24) 2 Te hampifaly azy ireo i Paoly (1-4) Navela ny heloky ny olona iray ary noraisina indray izy (5-11) Paoly tany Troasy sy Makedonia (12, 13) Fanompoana, filaharan’ny mpandresy (14-17) Tsy mivarotra ny tenin’Andriamanitra (17) 3 Taratasy fampahafantarana (1-3) Mpanompon’ny fifanekena vaovao (4-6) Be voninahitra kokoa ilay fifanekena vaovao (7-18) 4 Fahazavan’ny vaovao tsara (1-6) Nohajambaina ny sain’ny tsy mpino (4) Harena ao anaty vilany tany (7-18) 5 Hahazo an’ilay fonenana any an-danitra (1-10) Fanompoana fampihavanana (11-21) Zavaboary vaovao (17) Ambasadaoro solon’i Kristy (20) 6 Tsy tokony hanao tsinontsinona ny hatsaram-panahin’Andriamanitra (1, 2) Ny nampiavaka ny fanompoan’i Paoly (3-13) Aza manaiky hiray zioga amin’ny tsy mpino (14-18) 7 Hanadio ny tenantsika ho afaka amin’izay mandoto (1) Nahafaly an’i Paoly ny Korintianina (2-4) Nitantara zavatra tsara i Titosy (5-7) Alahelo araka ny sitrapon’Andriamanitra sy fibebahana (8-16) 8 Fanangonam-bola ho an’ny Kristianina tany Jodia (1-15) Nirahina ho any Korinto i Titosy (16-24) 9 Antony anaovana fanomezana (1-15) Ny mpanome amim-pifaliana no tian’Andriamanitra (7) 10 Niaro ny fanompoany i Paoly (1-18) Tsy araka ny nofo ny fitaovam-piadianay (4, 5) 11 Paoly sy ireo apostoly tsara loatra (1-15) Zava-tsarotra niaretan’i Paoly noho izy apostoly (16-33) 12 Fahitana hitan’i Paoly (1-7a) “Tsilo ao amin’ny nofo” nahazo an’i Paoly (7b-10) Tsy ambany raha oharina amin’ireo apostoly tsara loatra (11-13) Fiahian’i Paoly an’ireo Korintianina (14-21) 13 Fampitandremana farany sy fandrisihana (1-14) “Miezaha handini-tena foana mba hahitana raha ao amin’ny finoana ianareo” (5) Hanitsy izay tokony hahitsy; hifanara-tsaina (11)